auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 07:14:52 -05:00 committed by root
parent dd495038f6
commit 7a6dc7480d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Areo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy, reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo
Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Areo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy, reo mpangalatra, reo tsy mahay inona,reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiy amin'ny izy reo handaova ny fanjakan-Jagnahary. Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo a