auto save
This commit is contained in:
parent
7d8189e0e3
commit
718593ab75
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Paoly, nantsôviny Kristy mbô ho Apostoly nohon'ny sitrapôn-Jagnahary, ndraiky Soatena rahalahintsika, hoan'ny fiangonan-Jagnahary ao Korinto, hoan'ny re zay nihamasinigny tao amin'i Kristy Jesôsy, zay voahantso ho ôlo masigny. Manaoratra aminare jiaby zay magnantso ny agnaragna Jesôsy Kristy Tompontsika amin'ny toairagna jiaby faogna koa zahay, dia tompon-jare ndraiky atsika. Hoaminare anie ny fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo.
|
||||
\v 1 Paoly, nantsôviny Kristy mbô ho Apostoly nohon'ny sitrapôn-Jagnahary, ndraiky Soatena rahalahintsika, \v 2 hoan'ny fiangonan-Jagnahary ao Korinto, hoan'ny re zay nihamasinigny tao amin'i Kristy Jesôsy, zay voahantso ho ôlo masigny. Manaoratra aminare jiaby zay magnantso ny agnaragna Jesôsy Kristy Tompontsika amin'ny toairagna jiaby faogna koa zahay, dia tompon-jare ndraiky atsika. \v 3 Hoaminare anie ny fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nohon'ny nitsaboan-Jagnahary avaizo are dia ao amin'i Kristy Jesôsy, zay nanjary fahindriagna hoantsika avy amin-Jagnahary. Izy dia nanjary fahamari
|
||||
Nohon'ny nitsaboan-Jagnahary avaizo are dia ao amin'i Kristy Jesôsy, zay nanjary fahindriagna hoantsika avy amin-Jagnahary. Izy dia nanjary fahamarinantsika, fahamarinantsika ave fahafahantsika. Vokatry zany, araka zay ambaran'ny Saoratra Masigny hoe: "Aoka zay miraiharaiha, hiraiharaiha ao amin'ny Tompo."
|
Loading…
Reference in New Issue