auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-24 07:33:20 -05:00 committed by root
parent d9986c1094
commit 70f9a745d6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony atanare. Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminare ary hikajy zany araka zay
\v 1 \v 2 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony atanare. Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminare ary hikajy zany araka zay vitanare. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho.

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Koafa tonga zaho, na zôvy na zôvy kehinare, dia alaifako miaraka amin'ny taratasy mbô hanolaoragna ny fagnatitry are hoan'i Jer