auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 07:14:52 -05:00 committed by root
parent c5ea67ef54
commit 6c1ef24d2b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha aohatra kay afaka mitsara ny raha zay miboaka amin'ny andavan'androm-piainagna anao, nagnino anao no mamaitraka karazagna tranga hotra zany akeo agnatraihan'ny reo zay tsinotsinona akao amin'ny fiangonagna? Hahamaingatra areo no hivolagnako zany. Moa tsy mbô misy ampy fahindriagna na dia araiky aby eo aminareo handamigny ny adiady eo amin'ny mpirahalahy? Fao ndraiky, misy mino araiky mandaiha mifagnatriky
Raha aohatra kay afaka mitsara ny raha zay miboaka amin'ny andavan'androm-piainagna anao, nagnino anao no mamaitraka karazagna tranga hotra zany akeo agnatraihan'ny reo zay tsinotsinona akao amin'ny fiangonagna? Hahamaingatra areo no hivolagnako zany. Moa tsy mbô misy ampy fahindriagna na dia araiky aby eo aminareo handamigny ny adiady eo amin'ny mpirahalahy? Fao ndraiky, misy mino araiky mandaiha mifagnatriky amin'ny mpino hafa eo amin'ny fitsaragna, avakeo zany raharaha zany dia hapaitraka akeo agnatraihan'ny mpitsara zay tsy mino!

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
NY fisian'ny ady akeo aminareo Kristiana