auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 17:31:33 -05:00 committed by root
parent db49b2f142
commit 676dab571e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao raha misy mivaolagna hoe: "Tô hanigny tô dia avy amin'ny fagnatitry ny mpanompo sampy," Dia aza mihinagna zany. Zany dia nihin'ny lehy nagnambara areo, ndraiky ho nihin'ny fieritreraitagna. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny talaoha sasany dia magnampy hoe: "Fao ny tany ndraiky raha ao aminazy dia nihin'ny Tompo." Fao ny dika-teny tsara indrindra dia tsisy zany.] Tsy mivaolagna zaho hoe ny fieritreraitagna manaokagna, fao ny fieritreraitan'ny ôlon-kafa. Nagnino ny fahafahako no tôkony ho tsarain'ny fieritreraitan'ny hafa? Raha mandray anjara amin'ny hanigny am-pankasitrahagna zaho, nagnino no tevitevaigny amin'ny zay nagnamiazako fi
Fao raha misy mivaolagna hoe: "Tô hanigny tô dia avy amin'ny fagnatitry ny mpanompo sampy," Dia aza mihinagna zany. Zany dia nihin'ny lehy nagnambara areo, ndraiky ho nihin'ny fieritreraitagna. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny talaoha sasany dia magnampy hoe: "Fao ny tany ndraiky raha ao aminazy dia nihin'ny Tompo." Fao ny dika-teny tsara indrindra dia tsisy zany.] Tsy mivaolagna zaho hoe ny fieritreraitagna manaokagna, fao ny fieritreraitan'ny ôlon-kafa. Nagnino ny fahafahako no tôkony ho tsarain'ny fieritreraitan'ny hafa? Raha mandray anjara amin'ny hanigny am-pankasitrahagna zaho, nagnino no tevitevaigny amin'ny zay nagnamiazako fisaoragna?

1
10/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Noho zany, na mihinagna na migiaka areo, na ino na ino tsabonareo, dia atôvy ho voninahitry Zagnahary jiaby. Aza magnamia fanafintohinagna ny jiosy