auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-25 20:13:26 -05:00 committed by root
parent fd046c118c
commit 631ce49f8c
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Karaha zany foagna koa ny aminare. Satria taigna magniry ny fihitsaihan'ny Fagnahy are, dia manàgna zôtom-pô mbô hiroborobo amin'ny fagnoraignagna ny finoagna. \v 13 Noho zany zay mivaolagna amin'ny fivolagnagna tsy hay dia tôkony hivavaka mbô hafahany mandika vaolagna. \v 14 Fao raha mivavaka amin'ny fivolagnagna tsy hay Zaho, dia mivavaka ny fagnahiky, fao ny saigninaha tsy mamoa.
\v 13 \v 12 raha zany foagna koa ny aminare. Satria taigna magniry ny fihitsaihan'ny Fagnahy are, dia manàgna zôtom-pô mbô hiroborobo amin'ny fagnoraignagna ny finoagna. \v 13 Noho zany zay mivaolagna amin'ny fivolagnagna tsy hay dia tôkony hivavaka mbô hafahany mandika vaolagna. \v 14 Fao raha mivavaka amin'ny fivolagnagna tsy hay Zaho, dia mivavaka ny fagnahiky, fao ny saigninaha tsy mamoa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Ino no tôkony ho tsaboky? Hivavaka amin'ny fagnahiky zaho, fao hivavaka amin'ny saigny naha foagna koa. Hihira miaraka amin'ny fagnahiky zaho, ary hihira miaraka amin'ny saigny naha koa. Raha tsy zany, raha midaira Zagnahary miaraka amin'ny Fagnahy are, akôry no hivolagnin'ny vahiny: "Amena" koafa magnamia fisaoragna ana raha aohatra kay tsy hainy zay koragnina.
\v 15 Ino no tôkony ho tsaboky? Hivavaka amin'ny fagnahiky zaho, fao hivavaka amin'ny saigny naha foagna koa. Hihira miaraka amin'ny fagnahiky zaho, ary hihira miaraka amin'ny saigny naha koa. \v 16 Raha tsy zany, raha midaira Zagnahary miaraka amin'ny Fagnahy are, akôry no hivolagnin'ny vahiny: "Amena" koafa magnamia fisaoragna ana raha aohatra kay tsy hainy zay koragnina.