auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-03-07 21:49:22 -05:00 committed by root
parent f4ab294283
commit 603b722022
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Zeo dia mampirisiky areo zaho, rahalahy, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mbô hifagnaraka are jiaby, ave tsy hoisy fisarahagna eo aminare. Mandrisiky zaho mbô hikambagna amin'ny saigny mitôvy ndraiky tanjogno mitôvy are.\v 11 Fao afa nata mazava taminaha, ry rahalahy, tamin'ny alalan'ny vahoakan'i Kloe fao misy fifampiandaniagna eo aminare.
\v 10 Zeo dia mampirisiky areo zaho, rahalahy, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mbô hifagnaraka areo jiaby, aveo tsy hoisy fisarahagna eo aminareo. Mandrisiky zaho mbô hikambagna amin'ny saigny mitôvy ndraiky tanjogno mitôvy areo.\v 11 Fao afa natao mazava taminaha, rahalahy, tamin'ny alalan'ny vahoakan'i Kloe fao misy fifampiandaniagna eo aminare.