auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 13:42:42 -05:00 committed by root
parent 2b5803b235
commit 5a9db627ba
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao na dia afaka amin'ny jiaby aby zaho, dia tonga ho mpanompo ho nihin'ny jiaby, mbô hahazoako taigna maro. Teo amin'ny Jiosy dia lôso hotra ny Jiosy zaho, mbô hazoako ny Jiosy. Teo amin'ny reo zay ambanin'ny lalàgna, dia lôso hotra ny ôlogno zay ambanin'ny lalàgna zaho mbô hazoako reo zay ambanin'ny lalàgna. Nagnanon zany zaho na dia tsy teo ambanin'ny lalàgna aby zaho. [Fanamarinagna: Ny baiboly ULB ndraik
Fao na dia afaka amin'ny jiaby aby zaho, dia tonga ho mpanompo ho nihin'ny jiaby, mbô hahazoako taigna maro. Teo amin'ny Jiosy dia lôso hotra ny Jiosy zaho, mbô hazoako ny Jiosy. Teo amin'ny reo zay ambanin'ny lalàgna, dia lôso hotra ny ôlogno zay ambanin'ny lalàgna zaho mbô hazoako reo zay ambanin'ny lalàgna. Nagnanon zany zaho na dia tsy teo ambanin'ny lalàgna aby zaho. [Fanamarinagna: Ny baiboly ULB ndraiky UBD dia mivaky hoe: "Nagnano zany zaho na dia tsy teo ambanin'ny lalàgna aby zaho." Ny dikatn-teny talaoha sasany dia tsy magnisy zany.]

1
09/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tamin'ny reo zay ambailan'ny lalàgna, dia lôso