@ -0,0 +1 @@
Diniho ny fagnantsaovagna are, ry rahalahy. Tsy maro taminare no hendry raha ny amin'ny maha ôlombelogno. Tsy maro taminare no hendry. Tsy maro taminare no nahery. Tsy maro tamiare no agnambo firazanagna.