auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 07:28:30 -05:00 committed by root
parent 9575ada79b
commit 4fcbc3a19e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao na dia tsy eo ara-batagna zaho fao mbôla eo ara-pagnahy, dia afa nitsara lehy araiky zay nagnano zany, hotra ny hoe teo zaho. Koafa miara-mivôry amin'ny agnaran'i Jesôsy Tompontsika areo, avakeo ny fagnahinaha dia eo koa amin'ny ngôvon'ny Jesôsy Tompontsika, dia afa nitsara io ôlogno zaho. Natako zany mbô hanoloragna zany lalahy zany ho nihin'ny satana ho famotai
Fao na dia tsy eo ara-batagna zaho fao mbôla eo ara-pagnahy, dia afa nitsara lehy araiky zay nagnano zany, hotra ny hoe teo zaho. Koafa miara-mivôry amin'ny agnaran'i Jesôsy Tompontsika areo, avakeo ny fagnahinaha dia eo koa amin'ny ngôvon'ny Jesôsy Tompontsika, dia afa nitsara io ôlogno zaho. Natako zany mbô hanoloragna zany lalahy zany ho nihin'ny satana ho famotaihagna ny nôfo, mbô ho voavonjy ny fagnahiny amin'ny andron'ny Tompo.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsy tsara ny firaiharaihanareo ! Tsy hainareo