auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 18:43:30 -05:00 committed by root
parent 84a8b75d37
commit 4f9a41fa07
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao agnatin'ny reo torolàlagna magnaraka, dia tsy midaira areo zaho. Fao koafa miaraka tonga areo, dia tsy ho amin'ny tsara zany fao ho amin'ny taigna ratsy. Fao tamin'ny voalohany ndraiky, dia regniky fao koafa miaraka miangogno ao amin'ny fiangonagna areo, dia misy fizarazaragna akeo aminareo, aveo mino zany amin'ny ampahany zaho. Fao tsy maintsy misy fitsitokatokanagna akeo aminareo, mbô hankasitrahigny eo aminareo reo zay nikehigny.
\v 17 \v 18 \v 19 Fao agnatin'ny reo torolàlagna magnaraka, dia tsy midaira areo zaho. Fao koafa miaraka tonga areo, dia tsy ho amin'ny tsara zany fao ho amin'ny taigna ratsy. Fao tamin'ny voalohany ndraiky, dia regniky fao koafa miaraka miangogno ao amin'ny fiangonagna areo, dia misy fizarazaragna akeo aminareo, aveo mino zany amin'ny ampahany zaho. Fao tsy maintsy misy fitsitokatokanagna akeo aminareo, mbô hankasitrahigny eo aminareo reo zay nikehigny.