auto save
This commit is contained in:
parent
204605476e
commit
4c3da64eec
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fao raha misy mivaolagna hoe: "Tô hanigny tô dia avy amin'ny fagnatitry ny mpanompo sampy," Dia aza mihinagna zany. Zany dia nihin'ny lehy nagnambara areo, ndraiky ho nihin'ny fieritreraitagna. [Fagnamarihagna: Ny dika-te
|
Fao raha misy mivaolagna hoe: "Tô hanigny tô dia avy amin'ny fagnatitry ny mpanompo sampy," Dia aza mihinagna zany. Zany dia nihin'ny lehy nagnambara areo, ndraiky ho nihin'ny fieritreraitagna. [Fagnamarihagna: Ny dika-teny talaoha sasany dia magnampy hoe: "Fao ny tany ndraiky raha ao aminazy dia nihin'ny Tompo." Fao ny dika-teny tsara indrindra dia tsisy zany.] Tsy mivaolagna zaho hoe ny fieritreraitagna
|
Loading…
Reference in New Issue