auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-16 10:01:00 -05:00 committed by root
parent 01b55d9396
commit 494ab0375c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avaizo dia mampirisiky are zaho, ry rahalahy, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mbô hifagnaraka are jiaby, ave tsy hoisy fisarahagna eo aminare. Mandrisiky zaho mbô hikambagna amin'ny saigny mitôvy ndraiky tanjogno mitôvy are
Avaizo dia mampirisiky are zaho, ry rahalahy, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mbô hifagnaraka are jiaby, ave tsy hoisy fisarahagna eo aminare. Mandrisiky zaho mbô hikambagna amin'ny saigny mitôvy ndraiky tanjogno mitôvy are. Fao afa nata mazava taminaha, ry rahalahy, tamin'ny alalan'ny vahoakan'i Kloe fao misyfifampiandaniagna eo aminare.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny tiako ambara dia zao:Ny tsiaraikiaraiky aminare samy magnano hoe: "Zaho miaraka amin'i Paoly," na Zaho miaraka amin'i Apolo