auto save
This commit is contained in:
parent
47c1d5086e
commit
4636d21e18
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Mandrasa, mitsangana tsara amin'ny finoagna, miasà tôrotro ny lalahy, maheraiza. Aoka ho ata am-pitiavagna zay atanare jiaby.
|
\v 13 \v 14 Mandrasa, mitsangana tsara amin'ny finoagna, miasà tôrotro ny lalahy, maheraiza. Aoka ho ata am-pitiavagna zay atanare jiaby.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Hainare ny tamingan'i Stefanasy, fao zare no niaova fô voalaohany tao Asia, ave zare nagnambaila koragnanjare amin'ny fanompoagna re mpino. Ary mampirisiky are zaho, ry rahalahy, mbô hagneky ny ôlogno karaha zany ndraiky amin'ôlogno jiaby zay magnampy amin'ny asa ndraiky miasa miaraka aminay.
|
\v 15 \v 16 Hainare ny tamingan'i Stefanasy, fao zare no niaova fô voalaohany tao Asia, ave zare nagnambaila koragnanjare amin'ny fanompoagna re mpino. Ary mampirisiky are zaho, ry rahalahy, mbô hagneky ny ôlogno karaha zany ndraiky amin'ôlogno jiaby zay magnampy amin'ny asa ndraiky miasa miaraka aminay.
|
Loading…
Reference in New Issue