auto save
This commit is contained in:
parent
1c9ee1b201
commit
40efd94252
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11 \v 13 Naifa amizeo zaho manaoratra aminareo mbô tsy hiaraka hiaasa miaraka amin'ny zôvy na zôvy zay antsôvigny hoe rahalahy naifa miaigny ao anatin'ny fijangajangagna, na izay tsy mahonon-taigna, na manompo sampy, na mpivalagna ratsy, na mpimamo, na mpangalatra. Aza mihinagna hanigny miaraka amin'ôlogno hotra zany.\v 12 Fao ino no idirako amin'ny fitsaragna reo zay agny ambailany fiangonagna? Mifanohitry amin'ny zany, areo moa tsy tôkony hitsara reo zay ao agnatin'ny fiangonagna? Fao Zagnahary dia mitsara reo zay agny ambailany. "Alao akeo amimasonareo ny ôlon-dratsy."
|
||||
\v 13 \v 11 Naifa amizeo zaho manaoratra aminareo mbô tsy hiaraka hiaasa miaraka amin'ny zôvy na zôvy zay antsôvigny hoe rahalahy naifa miaigny ao anatin'ny fijangajangagna, na izay tsy mahonon-taigna, na manompo sampy, na mpivalagna ratsy, na mpimamo, na mpangalatra. Aza mihinagna hanigny miaraka amin'ôlogno hotra zany.\v 12 Fao ino no idirako amin'ny fitsaragna reo zay agny ambailany fiangonagna? Mifanohitry amin'ny zany, areo moa tsy tôkony hitsara reo zay ao agnatin'ny fiangonagna? Fao Zagnahary dia mitsara reo zay agny ambailany. "Alao akeo amimasonareo ny ôlon-dratsy."
|
Loading…
Reference in New Issue