auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-11-30 19:27:19 -05:00 committed by root
parent 02816249b4
commit 3d542f30a8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Satria mbôla araka ny nofo. Fao na aiza misy fahasarotampiaro ndraiky fifandiragna eo aminareo, dia tsy miaigny araka ny nofo moa areo, ary tsy mandaiha amin'ny fenitry ny ôlombelogno? Fao koafa misy araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Paoly," avakeo ny araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Apolosy,"dia tsy miaigny hotra ny ôlombelogno faogna moa areo? Zôvy ary Apolosy? Zôvy
Satria mbôla araka ny nofo. Fao na aiza misy fahasarotampiaro ndraiky fifandiragna eo aminareo, dia tsy miaigny araka ny nofo moa areo, ary tsy mandaiha amin'ny fenitry ny ôlombelogno? Fao koafa misy araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Paoly," avakeo ny araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Apolosy,"dia tsy miaigny hotra ny ôlombelogno faogna moa areo? Zôvy ary Apolosy? Zôvy Paoly? Mpanompo zay tamin'ny alalany no ninoanareo, zay namian'ny Tompo asa aby.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zaho no namboly, Apolosy no nanondraka, fao Zagnahary no namp ii