auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-25 20:13:26 -05:00 committed by root
parent e42a89eafd
commit 3c921ebead
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 \v 43 \v 44 Tôrotro zany koa ny fitsanganagna amin'ny maty. Zay afafy dia mety haratra, ary zay atsangagna dia tsy mety maratra. Afafy tamin'ny fahafaham-baraka zany; dia natsangagna am-bogninahitry. Afafy tamin'ny fahalimiagna zany; dia natsangagna amin'ny ngôvo. Afafy amin'ny vatagna voajagnahary zany; dia atsangagna ho vatagna ara-pagnahy. Raha misy vatagna voajagnahary, dia misy vatagna ara-pagnahy faogna koa.
\v 43 \v 42 Tôrotro zany koa ny fitsanganagna amin'ny maty. Zay afafy dia mety haratra, ary zay atsangagna dia tsy mety maratra. Afafy tamin'ny fahafaham-baraka zany; dia natsangagna am-bogninahitry. Afafy tamin'ny fahalimiagna zany; dia natsangagna amin'ny ngôvo.\v 44 Afafy amin'ny vatagna voajagnahary zany; dia atsangagna ho vatagna ara-pagnahy. Raha misy vatagna voajagnahary, dia misy vatagna ara-pagnahy faogna koa.