auto save
This commit is contained in:
parent
3d6552a366
commit
3a4b284fae
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Moa tsy hanareo fao amin'ny fihazakazahagna araiky ny mpihazakazaka jiaby dia magnano ny fihazakazahagna, naifa araiky faogna no mahazo ny loka? Koa mihazakazaha mbô hahazo ny loka. Ny atileta araiky dia mampihiatra ny fifehaizan-taigna amin'ny fagnazaran-taignany jiaby. Magnano zany zareo mbô handray satro-boninahitry zay mety haratra, kanaifa ndraiky atsika mihazakazaka mbô hazontsika satrobogninahitry tsy mety maratra. Kay noho zany dia tsy mihazakazaka amin'ny tsisy dikany zaho na mamely totohondry amin'ny rivotro. Fao fiheziky ny haigniko, aveo atako andevo, mba tsy ho laviny ny haigniko, koafa avy nitory tamin'ny hafa zaho.
|
||||
\v 24 \v 25 \v 26 \v 27 Moa tsy hanareo fao amin'ny fihazakazahagna araiky ny mpihazakazaka jiaby dia magnano ny fihazakazahagna, naifa araiky faogna no mahazo ny loka? Koa mihazakazaha mbô hahazo ny loka. Ny atileta araiky dia mampihiatra ny fifehaizan-taigna amin'ny fagnazaran-taignany jiaby. Magnano zany zareo mbô handray satro-boninahitry zay mety haratra, kanaifa ndraiky atsika mihazakazaka mbô hazontsika satrobogninahitry tsy mety maratra. Kay noho zany dia tsy mihazakazaka amin'ny tsisy dikany zaho na mamely totohondry amin'ny rivotro. Fao fiheziky ny haigniko, aveo atako andevo, mba tsy ho laviny ny haigniko, koafa avy nitory tamin'ny hafa zaho.
|
Loading…
Reference in New Issue