From 282f81d57e0f3de36e94fa4c4f9daf0d224a17e8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 30 Nov 2020 19:27:19 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/01.txt | 2 +- 03/03.txt | 2 +- 03/06.txt | 2 +- 03/08.txt | 2 +- 03/10.txt | 2 +- 03/12.txt | 2 +- 03/14.txt | 2 +- 03/16.txt | 2 +- 03/18.txt | 2 +- 03/21.txt | 2 +- 04/01.txt | 2 +- 11 files changed, 11 insertions(+), 11 deletions(-) diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index ec2f67c..745051d 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary zaho, ry rahalahy, dia tsy afaka nivaolagna taminareo hotra ny ôlogno zay ara-pagnahy, fao kanaifa hotra ny ôlogno ara-nofo, hotra ny zazamadiniky ao amin'i Kristy. Nifahanako ronono areo, fao tsy ventinkanigny, satria tsy vôgnogno tamin'ny zany areo; aveo na aminjeo aby dia mbôla tsy vôgnogno amin'ny zany areo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Ary zaho, ry rahalahy, dia tsy afaka nivaolagna taminareo hotra ny ôlogno zay ara-pagnahy, fao kanaifa hotra ny ôlogno ara-nofo, hotra ny zazamadiniky ao amin'i Kristy. Nifahanako ronono areo, fao tsy ventinkanigny, satria tsy vôgnogno tamin'ny zany areo; aveo na aminjeo aby dia mbôla tsy vôgnogno amin'ny zany areo. \ No newline at end of file diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index d036a15..aab25b6 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -Satria mbôla araka ny nofo. Fao na aiza misy fahasarotampiaro ndraiky fifandiragna eo aminareo, dia tsy miaigny araka ny nofo moa areo, ary tsy mandaiha amin'ny fenitry ny ôlombelogno? Fao koafa misy araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Paoly," avakeo ny araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Apolosy,"dia tsy miaigny hotra ny ôlombelogno faogna moa areo? Zôvy ary Apolosy? Zôvy Paoly? Mpanompo zay tamin'ny alalany no ninoanareo, zay namian'ny Tompo asa aby. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Satria mbôla araka ny nofo. Fao na aiza misy fahasarotampiaro ndraiky fifandiragna eo aminareo, dia tsy miaigny araka ny nofo moa areo, ary tsy mandaiha amin'ny fenitry ny ôlombelogno? Fao koafa misy araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Paoly," avakeo ny araiky mivaolagna hoe: "Zaho magnaraka Apolosy,"dia tsy miaigny hotra ny ôlombelogno faogna moa areo? Zôvy ary Apolosy? Zôvy Paoly? Mpanompo zay tamin'ny alalany no ninoanareo, zay namian'ny Tompo asa aby. \ No newline at end of file diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index 8e01869..9e49e3c 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -Zaho no namboly, Apolosy no nanondraka, fao Zagnahary no nampitombo. Kay noho zany, na izy zay mamboly na izy zay manondraka dia tsisy dikany. Fao Zagnahary no mampitombo. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Zaho no namboly, Apolosy no nanondraka, fao Zagnahary no nampitombo. Kay noho zany, na izy zay mamboly na izy zay manondraka dia tsisy dikany. Fao Zagnahary no mampitombo. \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 46840d8..bf76ee3 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo izy zay mamboly ndraiky izy zay manondraka dia araiky, aveo ny tsiaraikiaraiky dia samy hahazo ny karamany aby araka ny asany. Fao zahay dia mpiara-miasa amin-Jagnahary. Areo dia sahan-Jagnahary, ndraiky tragnon-Jagnahary \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Aveo izy zay mamboly ndraiky izy zay manondraka dia araiky, aveo ny tsiaraikiaraiky dia samy hahazo ny karamany aby araka ny asany. Fao zahay dia mpiara-miasa amin-Jagnahary. Areo dia sahan-Jagnahary, ndraiky tragnon-Jagnahary \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index 2760df5..3545798 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -Araka ny fahasoavan-Jagnahary zay namiagna zaho hotra ny mpagnano tragno mahay, dia namaitraka ny fôtotro zaho aveo hafa no magnorigny eo amboniny. Fao aoka ny lalahy tsiaraikiaraiky hitandrigny ny amin'ny fomba hagnorignagna eo amin'ny zany. Fao tsisy ôlogno mamaitraka fôtotro afa-tsy lehy araiky zay napaitraka, zany hoe: Jesôsy Kristy. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Araka ny fahasoavan-Jagnahary zay namiagna zaho hotra ny mpagnano tragno mahay, dia namaitraka ny fôtotro zaho aveo hafa no magnorigny eo amboniny. Fao aoka ny lalahy tsiaraikiaraiky hitandrigny ny amin'ny fomba hagnorignagna eo amin'ny zany. Fao tsisy ôlogno mamaitraka fôtotro afa-tsy lehy araiky zay napaitraka, zany hoe: Jesôsy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt index 0d9c0a1..789f93c 100644 --- a/03/12.txt +++ b/03/12.txt @@ -1 +1 @@ -Amijeo raha misy ôlogno magnorigny eo ambonin'ny fôtotro amin'ny volamaina, volafôtsy, vato tsara, kakazo, bozaka, na molôlo, dia haboaka ny asany, fao ny andro mazava no hagnaboaka zany. Satria naboaka amin'ny môtro zany. Ny môtro no hitsapagna ny hatsaragnan'ny nataon'ny tsiaraikiaraiky. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Amijeo raha misy ôlogno magnorigny eo ambonin'ny fôtotro amin'ny volamaina, volafôtsy, vato tsara, kakazo, bozaka, na molôlo, dia haboaka ny asany, fao ny andro mazava no hagnaboaka zany. Satria naboaka amin'ny môtro zany. Ny môtro no hitsapagna ny hatsaragnan'ny nataon'ny tsiaraikiaraiky. \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index c4cf217..24068d2 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -Raha mipaitraka ny asan'ny lehy ôlogno, dia hahazo valisoa izy; fao raha may ny asan'ny lehy ôlogno, dia ho fatiantoko izy, fao izy haigniny dia ho vonjegny, hotra ny nitsoaka tamin'ny môtro faogna. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 Raha mipaitraka ny asan'ny lehy ôlogno, dia hahazo valisoa izy; fao raha may ny asan'ny lehy ôlogno, dia ho fatiantoko izy, fao izy haigniny dia ho vonjegny, hotra ny nitsoaka tamin'ny môtro faogna. \ No newline at end of file diff --git a/03/16.txt b/03/16.txt index 105e6f8..4bd8cdf 100644 --- a/03/16.txt +++ b/03/16.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy hainareo moa fao areo dia tempolin-Jagnahary aveo ny Fagnahin-jagnahary no mibidôko ao aminareo? Koa misy ôlogno mandratra ny tempolin-Jagnahary, dia handratra zany ôlogno zany Zagnahary. Fao masigny ny tempolin-Jagnahary, aveo hotra zany koa areo. \ No newline at end of file +\v 16 \v 17 Tsy hainareo moa fao areo dia tempolin-Jagnahary aveo ny Fagnahin-jagnahary no mibidôko ao aminareo? Koa misy ôlogno mandratra ny tempolin-Jagnahary, dia handratra zany ôlogno zany Zagnahary. Fao masigny ny tempolin-Jagnahary, aveo hotra zany koa areo. \ No newline at end of file diff --git a/03/18.txt b/03/18.txt index ae2680c..5466c48 100644 --- a/03/18.txt +++ b/03/18.txt @@ -1 +1 @@ -Aza ambaila hisy hamita-taigna. Koa misy ôlogno eo aminareo mihevitry fao hendry izy amin'zao vanim-potoagna zao, ambilao izy ho lôso "Laifaka " amin'zay mbô mety lôso hendry izy. Fao ny fahindriagnan'ny zao tontolo zao dia halifahagna eo amin-Jagnahary. Satria voasaorata hoe: Nahatakatra ny hendry tao amin'ny hafitsiagnan-jareo Izy." Avakeo hoe: "Ny Tompo dia mahay fao ny fihevitry ny hendry dia zava-poagna." \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 \v 20 Aza ambaila hisy hamita-taigna. Koa misy ôlogno eo aminareo mihevitry fao hendry izy amin'zao vanim-potoagna zao, ambilao izy ho lôso "Laifaka " amin'zay mbô mety lôso hendry izy. Fao ny fahindriagnan'ny zao tontolo zao dia halifahagna eo amin-Jagnahary. Satria voasaorata hoe: Nahatakatra ny hendry tao amin'ny hafitsiagnan-jareo Izy." Avakeo hoe: "Ny Tompo dia mahay fao ny fihevitry ny hendry dia zava-poagna." \ No newline at end of file diff --git a/03/21.txt b/03/21.txt index 500a22c..dd5ca3c 100644 --- a/03/21.txt +++ b/03/21.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany tsisy firaiharaihagna momban'ny ôlogno eky! Fao ny raha jiaby dia areo, na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na izao tonlo izao, na fiainagna, na fahafataisagna, na raha amizeo, na raha vo avy. Ny raha jiaby dia nihinareo avakeo areo dia nihin'i Kristy dia nihin-Jagnahary. \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 \v 23 Noho zany tsisy firaiharaihagna momban'ny ôlogno eky! Fao ny raha jiaby dia areo, na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na izao tonlo izao, na fiainagna, na fahafataisagna, na raha amizeo, na raha vo avy. Ny raha jiaby dia nihinareo avakeo areo dia nihin'i Kristy dia nihin-Jagnahary. \ No newline at end of file diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index e0d8cc7..26f1f7d 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -Hotry zao no tôkony handraisan'ôlogno atsika, hotra ny mpanompon'i Kristy avakeo mpitandrigny reo misterin-Jagnahary. Amin'ny zany fifandraiasagna zany, dia fepetra takigny amin'ny reo mpitandrigny ny maha-mendriky \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Hotry zao no tôkony handraisan'ôlogno atsika, hotra ny mpanompon'i Kristy avakeo mpitandrigny reo misterin-Jagnahary. Amin'ny zany fifandraiasagna zany, dia fepetra takigny amin'ny reo mpitandrigny ny maha-mendriky \ No newline at end of file