diff --git a/10/31.txt b/10/31.txt index 76ba9de..675fd11 100644 --- a/10/31.txt +++ b/10/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 Noho zany, na mihinagna na migiaka areo, na ino na ino tsabonareo, dia atôvy ho voninahitry Zagnahary jiaby. \v 32 Aza magnamia fanafintohinagna ny jiosy na ny Grika, na ny fiangonan-jagnahary.\v 33 Miaizaka ny haharavo ny ôlogno jiaby amin'ny raha jiaby zaho. Tsy mitady tombontsoako zaho, fao nihin'ny maro. Ataoko zany mbô ho voavonjy zareo. \ No newline at end of file +\v 31 Noho zany, na mihinagna na migiaka areo, na ino na ino tsabonareo, dia atôvy ho voninahitry Zagnahary jiaby. \v 32 Aza magnamia fanafintohinagna ny Jiosy na ny Grika, na ny fiangonan-jagnahary. \v 33 Miaizaka ny haharavo ny ôlogno jiaby amin'ny raha jiaby zaho. Tsy mitady tombontsoako zaho, fao nihin'ny maro. Ataoko zany mbô ho voavonjy zareo. \ No newline at end of file diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 8acb258..a4f94a4 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 11 \v 1 Mangala tahaka zaho, hotra zaho malaka tahaka Kristy. \v 2 Aveo midaira areo zaho satria mahatsaro zaho amin'ny raha jiaby areo. Midaira areo zaho satria mitagna mafy ny fombafomba araka zay nanolorako azy reo teo aminareo areo. \v 3 Ary tiako ho azonareo fao Kristy no laohan'ny lalahy jiaby, fao ny lalahy no laohan'ny vaiavy, avakeo Zagnahary no lohan'ni Kristy. \v 4 Avakeo mangala vogninahitry ny laohany reo lalahy zay mivavaka na maminagny kay misaron-daoha. \ No newline at end of file +\c 11 \v 1 Mangala tahaka zaho, hotra zaho malaka tahaka Kristy. \v 2 Aveo midaira areo zaho satria mahatsaro zaho amin'ny raha jiaby areo. Midaira areo zaho satria mitagna mafy ny fombafomba araka zay nanolorako azy reo teo aminareo areo. \v 3 Ary tiako ho azonareo fao Kristy no laohan'ny lalahy jiaby, fao ny lalahy no laohan'ny vaiavy, avakeo Zagnahary no lohan'i Kristy. \v 4 Avakeo mangala vogninahitry ny laohany reo lalahy zay mivavaka na maminagny kay misaron-daoha. \ No newline at end of file