auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 19:07:25 -05:00 committed by root
parent 5e6ad4100d
commit 26a152959e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na zôvy na zôvy, noho zany, mihinagna ny môfo na migiaka amin'ny kapoakan'ny Tompo amin'ny haigny ndraiky lin'ny Tompo. Aoka handiniky ny haigninareo alaohaka ny ôlogno, avakeo amin'ny zany dia aoka hihinagna ny môfo avakeo higiaka amin'ny kapoaka izy. Fao izy zay mi
Na zôvy na zôvy, noho zany, mihinagna ny môfo na migiaka amin'ny kapoakan'ny Tompo amin'ny haigny ndraiky lin'ny Tompo. Aoka handiniky ny haigninareo alaohaka ny ôlogno, avakeo amin'ny zany dia aoka hihinagna ny môfo avakeo higiaka amin'ny kapoaka izy. Fao izy zay mihinagna ndraiky migiaka kay tsy mahay ny haigny, dia mihinagna ndraiky migiaka fitsaragna ho nihiny haigniny,