diff --git a/05/06.txt b/05/06.txt index 9e9e058..7904f4f 100644 --- a/05/06.txt +++ b/05/06.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy tsara ny poairapoairanare! Tsy hainare moa fa ny lalivay hely dia magnaova môfo jiaby? Diovy haigninare amin'ny lalivay talaoha mbô ho tonga môfo vava are, kay mbô hanjary môfo tsisy lalivay. Fao Kristy, lehy Zanak'ondrintsika tami'ny Paska, dia nata sôrogno. Noho zany dia aoka atsika hankalaza firavoravoagna, tsy amin'ny lalivay talaoha, lehy lalivain'ny fitondran-taigna ratsy ndraiky faharatsiagna. Fao ndraiky, aoka \ No newline at end of file +Tsy tsara ny poairapoairanare! Tsy hainare moa fa ny lalivay hely dia magnaova môfo jiaby? Diovy haigninare amin'ny lalivay talaoha mbô ho tonga môfo vava are, kay mbô hanjary môfo tsisy lalivay. Fao Kristy, lehy Zanak'ondrintsika tami'ny Paska, dia nata sôrogno. Noho zany dia aoka atsika hankalaza firavoravoagna, tsy amin'ny lalivay talaoha, lehy lalivain'ny fitondran-taigna ratsy ndraiky faharatsiagna. Fao ndraiky, aoka atsika hankalaza amin'ny môfo tsisy lalivain'ny fahadiovam-pô ndraiky fahamarinagna. \ No newline at end of file