auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 08:52:44 -05:00 committed by root
parent 76458bc5cc
commit 1d8494fe48
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy tsara ny firaiharaihanareo! Tsy hainareo moa fao ny lalivay hely dia magnaova môfo jiaby? Diovy ny haigninareo amin'ny lalivay talaoha mbô ho tonga môfo vava areo, kay mbô ho tonga môfo tsisy lalivay. Kay Kristy, lehy Zanak'ondrimtsika tamin'ny Paska, dia natao sorogno. Noho zany dia aoka atsika hankalaza ny firavoravoagna, tsy amin'ny lalivay talaoha, lehy lalivain'ny fitondran-taigna ratsy
\v 6 \v 7 \v 8 Tsy tsara ny firaiharaihanareo! Tsy hainareo moa fao ny lalivay hely dia magnaova môfo jiaby? Diovy ny haigninareo amin'ny lalivay talaoha mbô ho tonga môfo vava areo, kay mbô ho tonga môfo tsisy lalivay. Kay Kristy, lehy Zanak'ondrimtsika tamin'ny Paska, dia natao sorogno. Noho zany dia aoka atsika hanka\v 9 laza ny firavoravoagna, tsy amin'ny lalivay talaoha, lehy lalivain'ny fitondran-taigna ratsy ndraiky faharatsiagna. Fao ndraiky, aoka atsika hankalaza amin'ny môfo tsisy lalivain'ny fahadisoam-pô ndraiky fahamarignagna.