auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-23 11:01:22 -05:00 committed by root
parent d09ec10e8a
commit 12b9838cca
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnano zany Izy mbô tsy hoisy fisarahagna eo amin'ny vatagna, fao mbô hifampikarakara amin'ny fitiavagna mitôvy re rantsagna. Noho zany koafa mijaly ny rantsagna araiky, dia miara-mijaly re rantsagna jiaby; na koafa amian-danja ny rantsagna araiky, dia miaraka ravo ny rantsagna jiaby. Ary ara dia vatan'i Kristy ary rantsagna amin'ny
Nagnano zany Izy mbô tsy hoisy fisarahagna eo amin'ny vatagna, fao mbô hifampikarakara amin'ny fitiavagna mitôvy re rantsagna. Noho zany koafa mijaly ny rantsagna araiky, dia miara-mijaly re rantsagna jiaby; na koafa amian-danja ny rantsagna araiky, dia miaraka ravo ny rantsagna jiaby. Ary ara dia vatan'i Kristy ary rantsagna amin'ny zany ny tsiaraikiaraiky.

1
12/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary Zagnahary nanendry tao amin'ny fiangonagna re apostoly alaoha, faharoa re mpagnazary, fahatelo re mpampianatra, ave re zay magnano asa mahagaga, ave re fagnomaizam-pahasoavagna hampahivagna,