auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-03-07 22:27:38 -05:00 committed by root
parent 60c980df08
commit 118b269c63
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Zahay dia naharegny hafatra fao misy fijangajangagna eo aminareo, karazagna fitondran-taigna tsy magnaiva zay tsy azo atao aby eo amin'ny reo Jentilisa. Ny , dia hoe misy araiky aminareo miaraka mandry amin'ny vadiny babany.\v 2 Areo dia taigna miavogno! Fao tsy tôkony alahelo moa areo? Ny araiky zay nagnano zany dia tsy maintsy alàgna eto aminareo.
\v 1 Zahay dia naharegny hafatra fao misy fijangajangagna eo aminareo, karazagna fitondran-taigna tsy magnaiva zay tsy azo atao aby eo amin'ny reo Jentilisa. Ny hafatra, dia hoe misy araiky aminareo miaraka mandry amin'ny vadiny babany.\v 2 Areo dia taigna miavogno! Fao tsy tôkony alahelo moa areo? Ny araiky zay nagnano zany dia tsy maintsy alàgna eto aminareo.