auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 07:14:52 -05:00 committed by root
parent 50d1d80451
commit 08254c0118
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Naifa amizeo zaho manaoratra aminareo mbô tsy hiaraka hiaasa miaraka amin'ny zôvy na zôvy zay antsôvigny hoe rahalahy naifa miaigny ao anatin'ny fijangajangagna, na izay tsy mahonon-taigna, na manompo sampy, na mpivalagna ratsy, na mpimamo, na mpangalatra>
Naifa amizeo zaho manaoratra aminareo mbô tsy hiaraka hiaasa miaraka amin'ny zôvy na zôvy zay antsôvigny hoe rahalahy naifa miaigny ao anatin'ny fijangajangagna, na izay tsy mahonon-taigna, na manompo sampy, na mpivalagna ratsy, na mpimamo, na mpangalatra. Aza mihinagna hanigny miaraka amin'ôlogno hotra zany. Fao ino no idirako amin'ny fitsaragna reo zay agny ambailany fiangonagna? Mifanohitry amin'ny zany, areo moa tsy t ôkny