auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-23 18:53:32 -05:00 committed by root
parent 2f52e20319
commit 056867c84d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Karaha zany foagna koa ny aminare. Satria taigna magniry ny fihitsaihan'ny Fagnahy are, dia manàgna zôtom-pô mbô hiroborobo amin'ny fagnoraignagna ny finoagna. Noho zany zay mivaolagna amin'ny fivolagnagna tsy
Karaha zany foagna koa ny aminare. Satria taigna magniry ny fihitsaihan'ny Fagnahy are, dia manàgna zôtom-pô mbô hiroborobo amin'ny fagnoraignagna ny finoagna. Noho zany zay mivaolagna amin'ny fivolagnagna tsy hay dia tôkony hivavaka mbô hafahany mandika vaolagna. Fao raha mivavaka amin'ny fivolagnagna tsy hay Zaho, dia mivavaka ny fagnahiky, fao ny saigninaha tsy mamoa.

1
14/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ino no tôkony ho tsaboky?