auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 19:28:29 -05:00 committed by root
parent fd173c7bda
commit 01b092159a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na zôvy na zôvy, noho zany, mihinagna ny môfo na migiaka amin'ny kapoakan'ny Tompo amin'ny haigny ndraiky lin'ny Tompo. Aoka handiniky ny haigninareo alaohaka ny ôlogno, avakeo amin'ny zany dia aoka hihinagna ny môfo avakeo higiaka amin'ny kapoaka izy. Fao izy zay mihinagna ndraiky migiaka kay tsy mahay ny haigny, dia mihinagna ndraiky migiaka fitsaragna ho amin'ny haigniny. Zany no mahatonga ny maro aminareo ho osa ndraiky mrary, avakeo ny sasany ainareo hofoaty
Na zôvy na zôvy, noho zany, mihinagna ny môfo na migiaka amin'ny kapoakan'ny Tompo amin'ny haigny ndraiky lin'ny Tompo. Aoka handiniky ny haigninareo alaohaka ny ôlogno, avakeo amin'ny zany dia aoka hihinagna ny môfo avakeo higiaka amin'ny kapoaka izy. Fao izy zay mihinagna ndraiky migiaka kay tsy mahay ny haigny, dia mihinagna ndraiky migiaka fitsaragna ho amin'ny haigniny. Zany no mahatonga ny maro aminareo ho osa ndraiky mrary, avakeo ny sasany ainareo hofoaty.