diff --git a/16/10.txt b/16/10.txt index d2c1fc6..62fd71f 100644 --- a/16/10.txt +++ b/16/10.txt @@ -1 +1 @@ -Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano \ No newline at end of file +Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminare, fao magnano ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny re rahalahy \ No newline at end of file