auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-24 07:30:31 -05:00 committed by root
parent 3d777d5398
commit 004ff5c9ae
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao koafa misikigny my tsy mety maratra tô vatagna mety maratra tô, ary koafa misikigny ny tsy fahafataisagna tô vatagna mety maty tô, dia ho tonga amin'ny lehy vaolagna zay voasaoratra hoe: "Voateligny tamin'ny fandrisiagna ny fahafataisagna." "Ry fahafataisagna, aiza ny fanindronana?''
\v 54 \v 55 Fao koafa misikigny my tsy mety maratra tô vatagna mety maratra tô, ary koafa misikigny ny tsy fahafataisagna tô vatagna mety maty tô, dia ho tonga amin'ny lehy vaolagna zay voasaoratra hoe: "Voateligny tamin'ny fandrisiagna ny fahafataisagna." "Ry fahafataisagna, aiza ny fanindronana?''

View File

@ -1 +1 @@
Ny ota no fanindron'ny fahafataisagna, ave ny angôvon'ny ota dia ny lalàgna. Fao isaoragna Zagnahary, zay nagnamia atsika ny fandrisiagna amin'ny alalan'i Jesôsy Kristy Tompontsika!
\v 56 \v 57 Ny ota no fanindron'ny fahafataisagna, ave ny angôvon'ny ota dia ny lalàgna. Fao isaoragna Zagnahary, zay nagnamia atsika ny fandrisiagna amin'ny alalan'i Jesôsy Kristy Tompontsika!

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, ry rahalahy tiako, mioraigna tsara ave aza mihozonkôzogno. Mandrosoa lalandava amin'ny asan'ny Tompo, satria hainare fao tsy very maigny ny asanare ao amin'ny Tompo.
\v 58 Noho zany, ry rahalahy tiako, mioraigna tsara ave aza mihozonkôzogno. Mandrosoa lalandava amin'ny asan'ny Tompo, satria hainare fao tsy very maigny ny asanare ao amin'ny Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Ary ma
\v 1 \v 2 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny re mpino