xmw_1co_text_reg/16/01.txt

1 line
352 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-08 08:21:39 +00:00
\v 1 Ary mahakasiky ny famoriam-baola amin'ny reo mpino, araka ny nanoroako lalagna ny fiangonan' Galatia, dia karaha zany koa no tôkony tsabonareo. \v 2 Amin'ny andro voalaohan'ny herignandro, dia tôkony hanaokagna raha ny tsiaraikiaraiky aminareo ary hikajy zany araka zay vitanareo. Manaova zany mbô tsy hisian'ny famoriam-baola jiaby tonga zaho.