xmw_1co_text_reg/10/18.txt

1 line
250 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-12-02 00:07:25 +00:00
\v 18 Zahavo reo vahoakan' Israely: moa reo zay mihinagna reo fagnatitry tsy mpandray anjara akeo amin'ny alitara?\v 19 Ino ary no koragnintsika ? Hoe tsisy dikany moa zany ny sampy? Sa ny hanigny zay natao fagnatitry tamin'ny sampy no tsisy dikany?