\v 14 Raha mipaitraka ny asan'ny lehy ôlogno, dia hahazo valisoa izy;\v 15 fao raha may ny asan'ny lehy ôlogno, dia ho fatiantoko izy, fao izy haigniny dia ho vonjegny, hotra ny nitsoaka tamin'ny môtro faogna.