xmw_1co_text_reg/08/07.txt

1 line
302 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-08 05:51:00 +00:00
\v 7 Na zany ndraiky, zany fahaizagna zany dia mbôla tsy ao amin'ny tsiaraikiaraiky. Fao naifa, ny sasany taloha dia nampihatra ny fanompoan-tsapy, dia nihinagna zany hanigny zany hotra ny hoe raha natao sôrogno ho nihin'ny sampy zany. Noho zany dia naratra ny fieritreretan-jareo satria malemy zany.