\v 56 Ny ota no fanindron'ny fahafataisagna, aveo ny angôvon'ny ota dia ny lalàgna. \v 57 Fao isaoragna Zagnahary, zay nagnamia atsika ny fandrisiagna amin'ny alalan'i Jesôsy Kristy Tompontsika!