xmw_1co_text_reg/15/31.txt

1 line
365 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-08 08:21:39 +00:00
\v 31 Miatriky fahafataisagna isan'andro zaho! Zany dia azo antoko tôrotro ny fireharehako ny aminare, zay azoko ao amin'i Kristy Jesôsy Tompontsika. \v 32 Ino no tômbony azoko, avy amin'ny fomba fizahavan'ôlombelogno, raha niady tamin'ny biby tao Efesosy zaho, raha tsy natsangagna ny maty? "Aoka atsika hihinagna aveo higiaka satria hofoaty atsika amaraigny."