xmw_1co_text_reg/02/06.txt

1 line
384 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-08 02:49:22 +00:00
\v 6 Zeo, dia mikoragna fahindriagna eo amin'ny reo matotro atsika, fao tsy ny fahindriagnan'ny izao tontolo izao, na ny an'reo mpanapak'izao vagninandro izao, zay mandalo faogna.\v 7 Fao naifa, mivaolagna ny fahindriagnan-Jagnahary amin'ny fahamarignagna mivôny atsika, lehy fahindriagna mivôny zay nitindren-Jagnahary mialaoha talohan'ny reo vagnin'andro jiaby ho vogninahitsika.