xmw_1co_text_reg/14/37.txt

1 line
481 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-12-26 01:13:26 +00:00
\v 37 Raha misy mieritreritry ny haigniny ho mpagnazary na ara-pagnahy, dia tôkony hagneky izy fao re raha zay soroatako aminare dia didin'ny Tompo. \v 38 Fao raha misy tsy magneky zany, dia ambila izy tsy ho kehigny. [Fagnamarihagna: Ny ankamaroan'ny dikan-teny, ao agnatiny zany ny ULB ndriky UDB, dia mamaky hoe: "Fao raha misy tsy magneky zany, dia aoka tsy hokehigny izy" Ny dikan-teny sasany talaoha magnano hoe: "Fao raha misy tsy mahay zany, dia aoka izy tsy hahay zany."]