xmw_1co_text_reg/06/16.txt

1 line
258 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-08 03:09:36 +00:00
\v 16 Moa Tsy hainareo moa fao zay mikambagna amin'ny mpivaro-taigna dia manjary nôfo araiky aminazy? Hotra ny nambaran'ny Saoratra Masigny magnanjao: "Ho nôfo araiky faogna zareo roa." \v 17 Fao izy zay mikambagna amin'ny Tompo dia manjary araiky aminazy.