xmw_1co_text_reg/15/22.txt

1 line
285 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-08 08:21:39 +00:00
\v 22 Fao tôrotro ny nahafataisan'ny jiaby tao amin'i Adama, dia ho velogno ao amin'i Kristy faogna koa jiaby. \v 23 Kanaifa samy ao amin'ny filaharany manaokagna ny tsiaraikiaraiky: Kristy, lehy voalaoham-bokatra, ary aveo reo zay nihin'i Kristy dia ho atao velogno amin'ny fiaviany.