2021-07-22 19:57:03 +00:00
|
|
|
\c 4 \v 1 Karaha zao no tôkony handraisan'ôlogno atsika, hotra ny mpanompon'i Kristy avakeo mpitandrigny reo misiterin-Jagnahary. \v 2 Amin'ny zany fifandraisagna zany, dia fepetra takigny amin'ny reo mpitandrigny ny maha-mendri-pitokiagna zareo.
|