xmw_1co_text_reg/03/12.txt

1 line
310 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-08 03:09:36 +00:00
\v 12 Zeo raha misy ôlogno magnorigny eo ambonin'ny fôtotro amin'ny volamaina, volafôtsy, vato lafo vanga, kakazo, bozaka, na molôlo, \v 13 dia haboaka ny asany, fao ny andro mazava no hagnaboaka zany. Satria naboaka amin'ny môtro zany. Ny môtro no hitsapagna ny hatsaragnan'ny nataon'ny tsiaraikiaraiky.