txy_mic_text_reg/07/11.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 11Ho avy gny andro hanangana gny mandanao; amin'izay andro izay dra hitarina hatragny lavisy ireo faritaninao. \v 12Amin'izay andro izay dra ho avy aminao gny vahoakinao, avy agny Asyria vi ireo tanana agny Egypta, avy agny Egypta dra hatragny amigny reninao lahibe, Eofrata, avy amigny ranomasina, dra avy amigny tedrombohisy dra hatragny amigny tedrombohisy. \v 13Ireo tany ireo dra hilaozana noho gny vahoaky izay mitoboky ao ankehitriny, noho gny vokasy gny asan'ny ireo.