1 line
450 B
Plaintext
1 line
450 B
Plaintext
\v 3Mailaky amigny fanova-drasy gny tanan'izy ireo: Mitaky vola ireo panapaky, vono amigny kolikoly gny pisara, dra mizaka amin'ireo hafa izay tiany ho azo gny lelahy matazaky. Dra manahaky an'izay gny iarahany miteti-drasy. \v 4Gny soa indrindra amin'izy ireo dra manahaky gny roy, gny mahisy indrindra dra fefy silo. Izay dra andro fa volazan'ireo pitilinao mialoha, dra gny andro famaizana adrareo. Izao gny fotoan'ny fahaverezan-kevisy izy ireo. |