txy_mic_text_reg/01/02.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 2Mitenoa, hadrareo ry vahoaky. Mitenoa, ry tany, vo izay rehetra eo aminao. Aoka gny tompo Yaveh gny ho vavolombelo hanohisy adrareo, gny tompo avy ao amigny tempoliny masina. \v 3Ingo, Yaveh miboaky avy ao amigny fitibihany; hidina izy dra hagnisaky egny amin'ireo fitibiha avon'ny tany. \v 4Ireo tedrombohosy hiempo eo amabniny; dra lohasaha hisoniky manahaky gny savoky alohan'ny afo, manahaky gny rano izay arosaky agny amigny hasana.