txy_lam_text_reg/05/08.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 8 Reo andevo gny manzaka eo aminay, dra sy misy hagnafaky anay eo an-tagnan'ereo. \v 9 Manao soro gny ainay zahay vo mahazo gny mofonay, nohon'gny mesa agny an'efisy. \v 10 Niha-nahama manahaky gny fatagny gny holisinay nohon'gny hahoria miredareda.