txy_lam_text_reg/05/01.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 1 Tadidio, ry Yaveh, ze nahazo anay, atio sady diniha gny fahafaham-barakanay. \v 2 Nafindra ho an'ireo vahiny gny lovanay; gny fasangenay ho an'ireo hafa firene. \v 3 Nizary kamboty zahay, kamboty ra, vo gny reninay dra manahaky gny panday vata.\v 4 Sy mainsy mandoa volafosy ho an'gny rano inominay zahay, sady sy mainsy mandoa volafosy vo mahazo gny vasianay.