txy_est_text_reg/01/05.txt

1 line
631 B
Plaintext

\v 5 Vo nofa tapisy reho andro reho, dra nanao firavoravoa nandrisy gny fito andro gny pazaka. Nahy ho an'gny olo aby teo amin'gny ferova fatrasin'i Sosana zeho, hatramin'gny lahibe loasy dra hatramin'gny madiniky loasy. Nahy teo an-kianzan'gny zaridain'gny lapan'gny pazaka zeho. \v 6 Gny kianzan'gny zariday dra voahengo tamin'gny lamba vita amin'gny landihazo fosy vo volompoarasy. tamin'gny kofehin-drongony fosy madiniky vo volomparasy, nihanto tamin'gny mason-drozo volafosy hatregny amin'gny andrin'gny marbra. Nisy farafara volamena vo volafosy teo amin'gny filaharan'gny lapivato porfira, marbra, hara, vo rarivato miloko.