txy_est_text_reg/01/01.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 1 Tamin'gny andron'i Ahasoerosy (Ahasoerosy gny nanzaka hatragny India dra hatragny Etiopia, nagneniky gny faritany 127), \v 2 tamin'izeho andro zeho dra nitoboky teo amin'gny seza fiandrianany tao amin'gny ferova fatrasin'gny Sosana i Ahasoerosy pazaka.