txy_est_text_reg/01/03.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 3 Tamin'gny tao fahatelo nanzakany, dra nanao fanasa ho an'ireo manam-pahefa vo reo panopony aby izy. Gny tafik'i Persia vo Media, reo lelahy manan-kaza, vo reo governoran'ireo faritany dra teo amin'gn fagnatrehany. \v 4 Napiharihary gny haren'gny famirapiratan'gny fanzakany vo gny hazan'gny voninahisin'gny fahalabiazany nandrisy gny andro maro, nandrisy gny 180 andro izy.